Ny kadobo na ny kapasitaoro dia fototra ampahany elektronika, izay mifampianjady tanteraka ary sarahan-javatra tsy mampita aratra (antsoina hoe «dielektrika»). Ny tondrony reniny dia mitahiry angovon’aratra eo amin’ny velaran’ny mpampita arany. Ny sanda faratmpony dia miankina amin’ny zintina ampiharina aminy.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.