I Jopitera (marika: ♃) no planeta lehibe indrindra ao amin' ny rafitry ny Masoandro, mavesatra kokoa noho ny fitambaran' ireo planeta hafa mikambana izy sady planeta fahadimy raha ny elanelany amin' ny Masoandro no heverina (aorian' i Merkiora sy Venosy sy ny Tany ary i Marsa).

I Jopitera
Ireo fajirin'ny Masoandro
MerkioraVenosyTanyMarsaJopiteraSatorinaOranosyNeptona

Jereo koa hanova