Jôela

(tonga teto avy amin'ny Joela)

I Jôela na Jôely dia iray mpaminanin' i Israely izay resahina ao amin' ny Baiboly. Nonina tao amin' ny fokon' i Jodà izy ka mety ho isan' io foko io. Jiosy velona taorian' ny Fahababoana tany Babilôna izy ka mety isan' ireo mpisorona jiosy sady tao amin'ireo mpanaraka ny fampianaran' i Ezekiela. Izy no voalazan' ny lovantsofina jiosy fa nanoratra ny Bokin' i Jôela.

Ny mpaminany Joela, sary tamin'ny taojato faha-18.

Ny anarany hanova

Amin' ny teny hebreo dia atao hoe יוֹאֵל / Yōʾēl, izay midika hoe "Yo dia Andriamanitra", i Jôela na Jôely. Ny hoe Yo dia fanafohezana ny hoe Yahweh.

Jereo koa hanova

Mpaminany lehibe:

Mpaminany madinika