I Jean Bosco (italianina : Giovanni Bosco, latina Ioannes Bosco) izay fantatra amin'ny anarana Don Bosco tamin'izy natao ho pretra, teraka ny 16 Aogositra 1815 tany Castelnuovo d'Asti[1] ary maty ny 31 Janoary 1888[2], dia pretra italiana, mpanabe ary mpanoratra niaina tamin'ny taonjato faha-19.

Giovanni Bosco

Navadiky Papa ray masina Pie XI ho olomasina i Don bosco ny taona 1934.

Tsiahy hanova

  1. Lemoyne, Amadei & Ceria 1965–1988, Volume I, 1815 – 1840, p. 26
  2. Masindahin'ny 31 Janoary: Jean Bosco SaintPatrickDC.org.
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.