Jean-Léonard Rugambage

I Jean-Léonard Rugambage dia mpanao gazety roandey ao amin'ny gazety mpivoaka indroa isam-bolana atao hoe Umuvugizi, izay nanaovany lahatsoratra misy fitsikerana mamaivay ny fitondran'i Paul Kagame. Maty nisy nitifitra tao amin'ny toeram-ponenany ao Kigali renivohitr'i Roanda izy tamin'ny 24 Jona 2010.

Jereo koa hanova