I Isakara (hebreo: יִשָּׂשכָר‬ / Yissakhar) dia olona resahina ao amin' ny Baiboly. Zanaka fahasivin' i Jakoba izy sady zanany fahadimy tamin' i Lea. Mety ho avy amin' ny aranan' i Isakara ny anaran' i Jodasy Iskariôta, ilay mpianatra namadika an' i Jesoa.

Jereo koa: hanova