Ny isa nanahary na isa tsimivaky nanahary dia ireo isa ampiasaina amin'ny fanisana andavanandro miaraka amin'ny isa aotra: 0,1,2,3,… . Ny isa nanahary tsy ahitana miiba na ampaha na tafolo na faka.