Ny Iranỳ dia vahoaka iraniana manaraka ny fivavahana zôrôastriana, izay nifindra monina avy any Iràna Lehibe nankany Azia Atsimo tamin' ny taonjato faha-19. Tsy afangaro amin' ny Parsy izay Zôroastriana koa ny Iranỳ : ny Parsy dia samy hafa aminy amin' ny lafiny ara-kolontsaina sy ara-piteny ary ara-piarahamonina, sady efa nifindra monina tany India taonjato maro taloha ela, izay nandositra ny fanenjehana nataon' ny Miozolmana ny Zôrôastriana.

Jereo koa hanova