Ny Inoita dia vondrom-poko tompon-tany mitovitovy kolontsaina sy iray fiaviana izay monina amin' ireo faritra arktikan' i Amerika Avaratra. Anisan' ireo atao hoe Eskimô iey ireo, manampy ny Iopîka. Miisa 150 000 any ho any ny Inoita ao Grinlandy sy Kanada ary Etazonia. Tsy heverina ho isan' ny vahoaka amerindiana ny Inota satria ny razambeny dia tonga tany Amerika arivo taona maro taorian' ny nahatongavan' ny razamben' ny Amerindiana. Ny fiteny inoita (maromaro), izay ao amin' ny fianakaviam-piteny eskimô-aleota (izay ahitana koa ireo fiteny iopîka sy ireo fiteny aleota), no fitenin' izy ireo.

Vehivavy sy zaza inoita manao fitafiana nentim-paharazana

Jereo koa hanova