I Ingosia na Ingosetia na ny Repoblikan'i Ingosia na Repoblikan'i Ingosetia dia iray amin'ireo repoblika federaly ao amin'ny Federasionan'i Rosia. Atao hoe Респу́блика Ингуше́тия / Respublika Ingushetiya izy amin'ny fiteny rosiana fa Гlалгlай Мохк / Ğalğay Moxk kosa amin'ny fiteny ingosy.