Ny Iliria dia fanjakana eo amorontsiraky ny Ranomasina Adriantika. Ao andrefan'i Kroasia ankehitriny no misy azy. Ny Ilirianina dia nipoatra tamin'ny taonjato faha 20 talohan'i Jesoa Kristy. Io mponina io dia mponina ao amin'ny ratsana indô-eoropeana nisy ny Dalmaty ary ny Panonianina. Tany tmain'ny -1300 tany ho any. Nipetraka teo amin'ny amorontsiraka avaratra sy atsinanan' Adriaktika izareo. Ankehitriny, ampiarahana amin'ny haifomba Hallstatt (anarana fotoana talohan'ny Antso Taloha. Io koa dia anaram-parihy sy ny toerana arkeolojika mitovy anarana ny Aotrisy, eo amin'ny faritra Salzkammergut).

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Rohy ivelany hanova