Ny hopitaly dia toerana fitsaboana ny maratra na marary. Ny malagasy dia mampiasa ny teny dokotera izay midika koa hoe toerana fitsaboana no sady milaza hoe olona mpitsabo. Ny maha-samihafa ny hopitaly sy ny toerana fitsaboana hafa dia haben'ny toerana.

Hopitaly - Brazila