Ny hadiry dia ny halehiben' ny zavatra iray ao anaty erana na ny ampahan' ny erana. Tsy azo andrefasana afa-tsy halava ny tsipika, tsy azo andrefesana afa-tsy halava sy velarana ny ampahan-demaka, fa ny vainga ara-jeômetria kosa azo andrefesana halava sy velarana ary hadiry. Ny habe dia matetika refesina amin' ny isa amin'ny ny metatra toratelo (m3). Ohatra, ny hadirin' ny goba dia a2 (a ny rirany), fa ny hadirin' ny bola kosa dia 4πr3/3 (r ny tanany).

Hadirin' ny goba: a x b x c = a2
Hadirin' ny bola = 4πr3/3

Jereo koa hanova