'
Fossa with controller devise
Fossa with controller devise
fanjakàna ara-piainana : N.C
ratsana : N.C
sokajy : N.C
Zana-tsokajy : N.C
Kilasy : N.C

Ny fosa (Cryptoprocta ferox) dia biby mihinana nofom-biby, mitovitovy amin' ny alika raha ny habeny, ary amin' ny saka raha ny endriny. Ny fosa dia anisan' ny biby mahery saina be.

Cryptoprocta ferox