Ny fiteny taty dia fiteny iraniana sady karazan' ny fiteny persana tenenin' ny vahoaka taty any Kaokazy sy any Azerbaijàna ary any Dagestàna Ao amin' ny vondrom-piteny iraniana atsimo-andrefana ity fiteny ity.

Tsy tokony hafangaro amin' ireo fitenim-paritra taty izay tenenina ao amin' ny faritra avaratra-andfrefana amin' i Iràna anefa izy io, dia ireo fiteny ao amin' ny vondrom-piteny iraniana avaratra-andrefana.

Jereo koa hanova