Fiteny tahisiana

fiteny

Ny fiteny tahisiana dia fiteny aostrôneziana tenenina any Tahiti. Anisan' ny fiteny pôlineziana izy io. Ny vondron-teny misy azy dia ny fiteny pôlineziana atsinanana, izay niparitaka eran' i Pôlinezia avy teo amin' ny tambanosin' i Samoa. Ny fiteny hafa ao anatin' io vondrona misy ny fiteny tahisiana io dia ny fiteny maory, ny fiteny rapa noy (fitenin' ny Nosin' i Paska) ary ny fiteny haoaianina. Ny toerana itenenana ny fiteny tahisiana dia ny Îles de la Société ary any Tahiti indrindra indrindra.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.