Fiteny retô-rômana

(tonga teto avy amin'ny Fiteny reto-romana)

Ny fiteny retô-rômana dia fiteny vitsivitsy ao amin' ny vondrom-piteny rômana (anisan' ny fiteny indô-eorôpena). Fiteny telo no miavaka tsara, dia ny fiteny tenenina ao Soisa sy ao avaratra amin' i Italia: ny fiteny romantsa sy ny fiteny ladîna ary ny fiteny friôlàna.