Fiteny pastô

fiteny

Ny fiteny pastô na pasto na patstô (arakaraka ny faritra) dia fiteny ao amin'ny fianakaviana indô-eorôpeana, ao amin'ny sampana indô-iraniana, ao amin'ny zana-tsampana iraniana atsinanana, izay tetenina ao Afganistàna (isan'ny fiteny ôfisialin'io firenena io, manampy ny fiteny persana sy ny fiteny dary) sy ao Pakistàna sady tenenin'ny olona miisa 45 000 000 any ho any. Atao hoe Patstona na Pastona ny mpiteny pastô.

Lehilahy pastona any Pakistàna

Jereo koa hanova