Ny fiteny okrainiana dia iray amin' ny fiteny efatra ao amin' ny sampana atsinanana amin' ny vondrom-piteny slava, ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, ka ny telo hafa dia ny fiteny belarôsiana sy ny fiteny rosiana sy ary ny fiteny rosina (na fiteny rotena). Fiteny ôfisialin' i Okraina ny fiteny okrainiana. Atao hoe українська мова / ukrayins'ka mova io fiteny io amin' ny fiteny okrainiana.

Fiteny okrainiana

Jereo koa hanova