Ny fiteny loganda dia fiteny banto tenenina ao Oganda ka miisa any amin'ny 4 tapitrisa any ny mpiteny azy. Fiteny faharoa izy ka manaraka ny fiteny anglisy sady mialoha ny fiteny soahily izy.