Ny fiteny lingala dia fiteny banto tenenina indrindra ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô sy ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô. Misy 15 tapitrisa eo ho eo ny mpiteny lingala izay nobeazina tamin' io fiteny io, fa ny mpiteny lingala dia miisa 20 tapitrisa any ho any.

Jereo koa hanova

Fiteny be mpampiasa ao Afrika hanova