Fiteny jodeô-katalàna

(tonga teto avy amin'ny Fiteny jodeo-katalàna)

Ny fiteny jodeô-katalàna dia fiteny katalàna nifangaro amin' ny fiteny hebreo nampiasain' ny Jiosy tao Katalônia sy tao Baleara ary tao Valensia ao Espaina talohan' ny taonjato faha-16. Efa tsy misy mampiasa intsony io fiteny io amin' izao fotoana izao.