Fiteny igbô

(tonga teto avy amin'ny Fiteny igbo)

Ny fiteny igbô na fiteny ibô dia fiteny tenenin' olona miisa eo anelanelan' ny 20 sy 30 tapitrisa ao Nizeria, izay atao hoe Igbô ihany koa, indrindra ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsinanan' i Nizeria ao amin' ireo faritra manodidina ny fivarinan' ny ony Niger. Atao hoe Asusu Igbo izy amin' ny fiteny igbô. Soratana amin' ny tarehin-tsoratra latina sy amin' ny soratra nsibidy ny fiteny igbô, izay ampiasain' ny vahoaka ekpe. Ny fiteny igbô dia ao amin' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley.

Mpiteny igbo

Jereo koa hanova