Fiteny grinlandika

(tonga teto avy amin'ny Fiteny grinilandika)

Ny fiteny grinlandika na fiteny grinlandey dia anisan' ny fiteny eskimô-aleoty tenenin' ny olona miisa 57 000 any ho any ao Grinlandy na Groenlanda. Ny fitenim-paritra be mpiteny indrindra dia ny fiteny grinlandey kalaalisoty na grinlandey andrefana, izay lasa fiteny ôfisialy tokana nanomboka tamin' ny taona 2009 ao amin' ny faritra mizaka tenan' i Grinlandy.

Faritra ampiasana ny fiteny grinlandey any Grinlandy