Fiteny eskimô-aleota

Ny fiteny eskimô-aleota, izay atao hoe fiteny eskaleota na fiteny inoita-aleota, dia fianakaviam-piteny ao Grinlandy, ao amin' ny faritra Arktika kanadiana any Alaska sy any amin' ny tendrony atsinanan' i Rosia. Mizara sampana roa io fianakaviam-piteny io, dia ny sampam-piteny eskimô ahitana ireo fiteny inoita sy ireo fiteny iopîka; ny sampana faharoa dia ny sampana aleota izay miavaka mazava amin' io voalohany io.

Faritra onenan' ny mpiteny eskimô-aleota

Jereo koa hanova

Fiteny amerindiana

Fianakaviam-piteny lehibe

Vondrom-pianakaviam-piteny