Fiteny danoà

fiteny
(tonga teto avy amin'ny Fiteny danoa)

Ny fiteny danoà dia fiteny jermanika tenenin' ny Danoà indrindra ao Danemarka. Io no fiteny ôfisialin' i Danemarka sy ny Nosy Ferôe (izay mitovy sata amin' ny fiteny ferôiana), sady fiteny ôfisialin' ny Vondrona Eorôpeana. Ny mpiteny nôrveziana dia afaka mahazo ny tian' ny mpiteny danoà sy soedoà holazaina sady ampianarina ho fiteny faharoa io fiteny io any Islandy izay niankina tamin' i Danemarka taloha.

Jereo koa hanova

Fiteny jermanika be mpiteny