Fiteny amônita

(tonga teto avy amin'ny Fiteny amonita)

Ny fiteny amônita dia fiteny tao Kanaana notenenin' ny vahoaka atao hoe Amônita resahina ao amin' ny Baiboly, izay nonina tao amin' ny faritr' i Jordania ankehitriny. Avy amin' ny anaran' ireo vahoaka ireo no nanomezana anarana ny renivohiny atao hoe Amàna. Ankehitriny dia fiteny maty ny fiteny amônita. Ny endriky ny fiteny amônita dia mitovitovy amin' ny fiteny hebreon' ny Baiboly, izay mety niharan-tsinga avy amin' ny fiteny arameana.

Jereo koa hanova

Fiteny kanaanita: