Ny fiolonoloanana dia fomba fijery ara-pilôzôfia sy ara-pôlitika ary ara-tsôsialy izay mametraka ny zo amam-pahafahan' ny olona tsirairay ho ambonin' ny zon' ny fikambanana. Ny fiolonolonana dia manandratra ny fahaleovan-tena manoloana ny rafi-pikambanana sy rafitra pôlitika toa ny fianakaviana, ny orinasa, ny fiaviana izay manindritsindry ny olona tsirairay.

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.