Filazantsara apôkrifa

Filazantsara apôkrifa na Evanjely apôkrifa no ilazana ireo boky mitondra ny anarana hoe "filazantsara" na "evanjely" nefa tsy voaray ko kanôna ao amin' ny Baiboly.

Ireo filazantsara apôkrifa hanova

Ireto misy ohatra amin' ireo boky ireo:

Misy evanjely na filazantsara miisa mihoatra ny dimampolo, ka ireto no azo tanisaina:

Evanjely gnôstika hanova

  • Evanjelin' i Tômasy
  • Evanjelin' i Markiôna
  • Evanjelin' i Maria Magdalena
  • Evanjelin' i Jodasy
  • Evanjely apôkrifan' i Joany
  • Evanjelin' i Valentino na Evanjelin' ny Fahamarinana
  • Evanjely grikan' ny Egiptiana

Evanjelin' ny Fahaterahana hanova

  • Prôtevanjelin' i Jakôba
  • Evanjelin' i Pseodô-Matio
  • Evanjely fahaterahan' i Maria
  • Bokin' ny Fahazazan' ny Mpamonjy
  • Evanjely miafin' i Maria Virjina
  • Evanjely apôkrifan' ny Fahaterahana

Evanjelin' ny Fahazazana hanova

  • Evanjelin' ny Fahazazan' i Tômasy
  • Evanjely arabon' ny Fahazazana
  • Tantaran' i Jôsefa Mpandrafitra
  • Evanjely armenian' ny Fahazazana
  • Bokin' ny Fahazazan' ny Mpamonjy

Evanjeliny Fijaliana sy ny Fitsanganan-ko velona hanova

  • Evanjelin' i Petera
  • Evanjelin' i Nikôdemposy
  • Evanjelin' i Bartôlômeo
  • Evanjelin' i Gamaliela

Evanjelin' ny Fampiakarana hanova

  • Evanjelin' i Masindahy Joany Evanjelista
  • Bokin' i Joany, arsevekan' i Tesalônika
  • Narración del Pseudo José de Arimatea
  • Fitantaran' i Pseodô-Josefa avy any Arimatea

Taratasin' ny Tompo hanova

  • Fifanoratan' i Josoa sy i Abgara
  • Taratasin' ny Tompo

Samihafa hanova

  • Evanjely miafin' i Marka
  • Evanjely kataran' i Pseodô-Joany
  • Evanjelin' i Barnabasy
  • Evanjelin' i Tatiano
  • Evanjelin' ny Nazareana
  • Evanjelin' i Amôniôsy
  • Evanjelin' ny Valifatin' ny Mpamonjy
  • Evanjelin' ny fahafatesan' i Pilato
  • Evanjely apo^krifan' i Galilea

Soratanana tao Nag Hammadi hanova

  • Apôkrifan' i Jakôba na Boky miafin' i Jakôba
  • Apôkalipsin' i Paoly

Evanjely very hanova

  • Evanjelin' ny Hebreo
  • Evanjelin' ny Ebiônita na Evanjelin' ny Roa Ambin' ny Folo
  • Evanjelin' ny Egiptiana
  • Evanjelin' i Matiasy
  • Evanjelin' i Tômasy
  • Evanjelin' i Filipo
  • Evanjelin' i Petera
  • Evanjelin' ny Mpanohitra ny Lalàna sy ny Mpaminany
  • Fitadidian' ny Apôstôly
  • Kilasy telon' ny Vokatry ny Fiainana Kristianina
  • Evanjelin' ny Vazantany Efatra
  • Evanjelin' ny Apele
  • Fahaterahan' i Maria
  • Evanjelin' i Jodasy Iskariôta
  • Evanjelin' i Eva
  • Fiakaran' i Jakôba
  • Evanjely Velona na Evanjelin' i Many
  • Fanontanian' i Maria
  • Evanjelin' ny Fahatanterahana
  • Evanjelin' ny Basilida
  • Evanjelin' i Markiôna

Jereo koa hanova