Ny filaza mirary dia endriky ny matoanteny ampiasaina hilazana ny firariana sy ny fanantenana ary ny faniriana. Hita ao amin' ny fiteny grika taloha, ny persana taloha, ny sanskrity, ny albaney, ny japoney, ny finoa ary ny torka ny filaza mirary.

Jereo koa hanova