Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana

Ny Filankevi-Pilaminan' ny Firenena Mikambana na Filankevi-Piarovan' ny Firenena Mikambana dia ny rantsana mpanatanteraka ao amin' ny Firenena Mikambana. Nofaritana ho manana andraikitra amin' ny fitandroana ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana iraisam-pirenena izy araka ny Dinan' ny Firenena Mikambana ary manana fahefana manokana toy ny fitazomana ny fandriampahalemana, ny fametrahana sazy iraisam-pirenena ary ny fanomezan-dalana hanafika.

Firenena mpikambana hanova

Firenena mpikambana dimy manan-jo fanoherana
Firenena Vondrona Masoivoho
  Sina Azia-Pasifika Liu Jieyi
  Etazonia Eorôpa Andrefana sy hafa Samantha Power
  Frantsa Eorôpa Andrefana sy hafa Gérard Araud
  Fanjakana Mitambatra Eorôpa Andrefana sy hafa Mark Lyall Grant
  Rosia Eorôpa Atsinanana Vitali Churkin

Jereo koa hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.