Filadelfia (Azia Minora)

I Filadelfia dia tanàna tao Azia Minora tamin' ny Andro Taloha izay niorina ao atsimon' i Kogamis, amin' ny lalana mampitohy an' i Sardisy (na Sarda) sy Kôlôsia (na Kôlôsy), mifanandrify amin' ny toerana iorenan' i Alaşehir (tanana any Torkia) ankehitriny.

Ireo tanàna misy ny fiangonana fito ao Asia Minora (na Anatôlia)

Jereo koa hanova

Tanàna misy ireo fiangonana fiton' ny Apôkalipsy: