Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia

Ny Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia (amin' ny fiteny frantsay Organisation internationale de la francophonie na OIF) dia fikambanana iraisam-pirenena noforonina tamin' ny taona 1970, mampivondrona firenena sy governemanta mampiasasa ny teny frantsay miisa 88, izany hoe izany hoe mponina miisa 800 tapitrisa. Ny tanjony dia ny hampiroborobo ny teny frantsay sy ny fahasamihafana ara-kolontsaina sy ara-piteny, ny hampandroso ny fandriampahalemana sy ny demôkrasia ary ny zon' olombelona, ​ny ​​​hanohana ny fanabeazana sy ny fikarohana ary ny fampivoarana ny fiaraha-miasa.

Sary famantaran' ny Frankôfônia
Ireo firenena mpikambana ao amin' ny Fikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia

Firenena mpikambana ny ankamaroan' ireo zana-tany frantsay taloha: any Indôsina, ao Afrika Andrefana frantsay taloha, ao Afrika Ekoatôrialy frantsay taloha. Ireto ny firenena mpikambana sasany:

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.