Fatima Zahra
Ankapobeny
Anarana Fatima Zahra
Teraka 1 Janoary 605
Maty 1 Janoary 633
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

I Fatima Zahra na dia zanakavavin' ny mpaminanin' ny silamo Mohamady sy Khadija vadiny voalohany, teraka tao Meka tamin' ny daty tsy fantatra, tamin' ny taona 604, 605, 609 na 615 araka ny loharano, ary maty tany Medina manodidina ny taona 632 na 633. Atao hoe فَاطِمَة ٱلزَّهْرَاء, / Fāṭimah az-Zahrāʾ, izany hoe "Fatima ilay mamirapiratra". Atao hoe Fatima bint Muhammad koa izy. Heverin' ny Mozilmana ho al-Zahra, ilay mamirapiratra izy ary iray amin' ireo vehivavy malaza filamatra indrindra amin' ny fivavahana silamo.

Ny fiainany manokana hanova

I Mohamady no rainy. Ny vadiny dia Alī ibn Abī Ṭālib. Ny zanany dia i Umm Kulthum bint Ali, i Zaynab bint Ali, i Muhsin ibn Ali, i Hasan ibn Ali, i Husayn ibn Ali.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

  • Ao amin'i Freebase: [1]
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.