Ny farihin' Alaotra (amin' ny fiteny frantsay: Lac Alaotra) dia farihy ngeza indrindra eto Madagasikara. Ao amin' ny faritra Alaotra-Mangoro, faritanin' i Toamasina no misy azy, eo amin' ny tapany avaratry ny lembalemba ampovoan-tany.

Farihin' Alaotra

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka farihy ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koa hanova