Ny Televiziona na Fahitalavitra dia vondrona ara-tekinika na koa fitaovana iray namboarina ka afaka mamoaka feo sy ny sary. Ry zareo manam-pahaizana siantifika no namorona anzy, ary tany amin'ny taona 1884 no nivoahany voalohany tamin'ireo firenena mandroso tao Eropa sy tany Etazonia. Afaka mampifandray izao tontolo izao izy io indrindra amin'ny alalany fampahalalam-baovao misy,ohatra: politika, toe-karena, sosialy, fanabeazana,...

Televizion,1958

Ny nanombohany hanova

Ny fandrosoany hanova

Fivelarany maneran-tany hanova

Ny tombotsoany hanova

Ny vokadratsiny hanova

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.