Ela (mpanjakan' i Israely)

(tonga teto avy amin'ny Ela (mpanjakan'i Israely))

I Ela dia mpanakan' i Israely teo tamin' ny taona 886 sy 885 tal. J.K. Izy no nandimby an' i Baasa rainy. Novonoin' i Zimry izay isan' ireo mpitari-tafiny sady nandimby azy izy teo am-pahamamoana tamin' ny faharoa taonan' ny nanjakany. Fito andro monja anefa no nanjakan' i Zimry. Atao hoe אֵלָה‎ / ’Êlāh izy amin' ny teny hebreo fa Ἠλά / Ela amin' ny teny grika ary Ela amin' ny teny latina.

Jereo koa hanova

Mpanjakan' i Israely

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Jerôbôama I - Nadaba - Baasa (na Basa) - Ela - Zimry - Ômry - Ahaba (na Akaba) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Jôrama - Jeho - Jôahaza (na Jôakaza) - Jôasy (na Jôasa) - Jerôbôama II - Zakaria - Saloma - Menahema - Pekahia (na Faseia) - Peka (na Fasea) - Hôsea (na Ôsea).