Ny ejiptôlôjia na egiptôlôjia dia vondron-taranja ao amin' ny siansan' ny maha olona andinihana an' i Ejipta (na Egipta) tamin' ny Andro Taloha, dia ireo misahana ny fiteny, ny literatiora, ny fivavahana, ny taotrano, ny zavakanto) izay mahafaoka ny vanim-potoan' ny faraôna sy ny talohan' izany ary ny taorian' izany.