Ny efamira dia marolafy misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra (90°).

Efamira

Raikipohy andrefesana hanova

Raha t no iantsoana ny halavan' ny lafy iray, ny refin'ny manodidina P: P = 4t.

Ny velarana A dia ny halavan' ny lafy iray toradroa: A = t2

Jereo koa hanova