Distrikan' i Vohimarina

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Vohimarina)

Ny Distrikan' i Vohimarina na Vohémar dia distrika ao amin' ny Faritra Sava ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana.

Distrikan' i Vohimarina
Vohimarina

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Vohimarina:

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Sava:

Rohy ivelany hanova