Distrikan' i Beloha

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Beloha)

Ny Distrikan' i Beloha dia distrika ao amin' ny Faritra Androy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara, ao atsimon' i Madagasikara.

Distrikan' i Beloha

Ireto ny kaominina ao amin' io distrika io: Beloha - Kopoky - Marolinta - Tranoroa - Tranovaho

Jereo koa hanova

Ireto ireo distrika efatra mandrafitra ny Faritra Androy: