Distrikan' Anjozorobe

18°24′00″S 47°52′00″E / 18.400000°S 47.866670°E / -18.400000; 47.866670

Distrikan' Anjozorobe
Velarantany 4 292 km2
Isam-ponina 442 244 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Antananarivo
Faritra Analamanga

Ny Distrikan'Anjozorobe dia distrika eto Madagasikara, ao amin'ny tapany avaratra adrefan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Analamanga. manana velarantany 4292km2 ho an'ny mponina miisa 442244.

Ny tanànan' Anjozorobe hanova

90 kilometatra any avaratr' Antananarivo no misy an' Anjozorobe. Eo amin'ny lafy ankavanan'ny renirano Mananara, zanadranon' ny renirano Betsiboka, renirano ngeza indrindra ao Madagasikara. Ny isam-ponin' Anjozorobe dia 20 000.

Kaominina ao amin'ny Distrikan'Anjozorobe hanova

Ao amin'ilay distrika misy kaominina roa ambin'ny folo, ambonivohitra sy ambanivohitra:

Alakamisy · Ambatomanoina · Amboasary · Ambohibary · Ambongamarina ·Analaroa · Anjozorobe · Antanetibe · Beronono · Betatao · Mangamila ·Marotsipoy

Jereo koa hanova

Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga