Distrikan' Amboasary-Atsimo

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'Amboasary-Atsimo)
Distrikan' Amboasary-Atsimo
Velarantany NC
Isam-ponina 258 241 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Faritany Toliara
Faritra Faritra Anosy

Ny Distrikan' Amboasary-Atsimo dia distrika ao amin' ny Faritra Anosy, ao amin' ny Faritanin' i Toliara ao amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Ny isam-poniny dia 258 241 araka ny faminavinana natao tamin'ny taona 2018.[1]

Distrikan' Amboasary-Atsimo

Ireto ny kaominina ao amin' ny distrikan' Amboasary Atsimo:

Toekarena hanova

Famokarana teretra hanova

 
Taretra

Orinasa dimy no mizara ny famokarana taretra. Manana mpiasa maherin' ny 6 000 izy ireo, miasa amin' ny velaran-tany 27 000 ha amin’ ny famokarana 12 225 taonina isan-taona. Ny 90 % amin' ny vokatra dia natao haondrana ary ny 10 % ho an' ny varotra eto an-toerana. Orinasa roa no manova ny taretra ho tsiraka voadio sy tady, dia ny Société Industrielle de Fort Dauphin (SIFOR) sy ny Société des Plantations de Sisal du Mandraré (SPSM).

Jereo koa hanova

Ireo distrikan' ny Faritra Anosy


Rohy ivelany hanova