Ny Deuterium (eva 2H na D) dia miratoerana natoralin'ny hidirôzenina. Ny vaonina atômikany dia prôtôna irany sy netirôna iany. Ny lanjan'ny deuterium dia 2. Ny deuterium dia hitan'i Harold Clayton Urey tamin'ny 1931, simistan'ny oniversiten'i Columbia, nampahazo azy ny Prix Nobel-na Simia tamin'ny 1934.

ny deutérium