Solombavambahoaka

(tonga teto avy amin'ny Depiote)

Ny solombavambahoaka na depiote dia olona voafidim-bahoaka ara-pomba demôkratika hisolo tena ny olom-pirenena ao amin' ny faritra nahalany azy na ao amin' ny firenena iray manontolo na ao amin' ny vondrom-pirenena, sady mpikambana ao amin' ny Antenimpieram-pirenena izay andrim-panjakana mpanao lalàna.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koa hanova