Fiantsoana hiara-miasa hanova

Nifampiresaka tamin'ny namana iray aho afak'omaly, ka hitako hoe azo Hatao tsara ny miara-miasa Hanatanteraka ity teti-kasa ity. Maro tokoa ny tranon-kala malagasy miezaka hampahafantatra ny Malagasy,ary samy manao izay vitany, ka inoako fa afaka hifanampy daholo ny rehetra rehetra eto.

Aiza daholo hanova

Rehefa nojerena teto amin'ny lahatsoratra niova farany dia mbola vitsy dia vitsy ny mpandray anjara. Mahereza e.

Hanomboka indray hanova

Taorian'ny fijanonana naharitra momba ity wikipedia amin'ny teny malagasy ity dia hanomboka indray isika. Ho toa ireo wikipedia amin'ny teny vitsivitsy dia hangonina tsikelikely ireo lohahevitra tokony hodinihana. Isaorana antsika rehetra sahady mazoto amin'izany ezaka lavitra be izany.

Marina tokoa izany, mbola tsy dia be mpahalala loatra angamba ilay "wikipedia" malagasy ka izany no mahatonga an'izany jose.r tena nanaitra ahy mihitsy ity cite ity satria amin'ny teny malagasy sady ahafahana mifanome hevitrafa ny olana kely dia mbola vitsy no mahafantatra ity "wikipedia" ity ary na za aza dia kisendrasendra no nahitako azy Hello ML walson