Brahmā

(tonga teto avy amin'ny Brahma)

I Brahma dia andriamanitra mpahary ao amin' ny hindoisma, izy no andriamanitra voalohany ao amin' ny trinite hindo (atao hoe trimurti). Ny andriamanitra roa hafa ao amin' io trinite io dia i Vishnu sy i Shiva. Atao hoe ब्रह्मा / Brahmā izy amin' ny teny sanskrita. Tsindrandray ihany i Brahma no mandray anjara na ao amin' ny raharahan' ireo andriamanitra maro na amin' ny raharahan' olombelona.

Jereo koa hanova