Ny tao hoe borsa dia, trano an'olona na tsia, ahafahana mifanakalo zavatra na tao ara-bola ary mametraka ny vidiny. Samihafa :

Raha ampiasaina fotsiny amin'izao, ny teny borsa dia midika borsa ny sanda.

Ny ohatra borsa malaza eto amin'izao tontolo izao dia ny NASDAQ, manana ny foibeny any New York, any Etazonia.

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.