Ny Bôetosiana dia ireo mpikambana ao amin' ny fikambanana jiosy tamin' ny faramparan' ny vanimpotoan' ny Tempoly Faharoa. Amin' ny lovatsofina rabinika dia manam-pifandraisana akaiky amin' ny Sadoseo (na Sadoseanina) ny Bôetosiana na fivoaran' ny Sadoseo. Mety ho momba ny fianakaviana mpisoron' i Bôetosy ny fikambanana bôetosiana, nefa mbola tsy mifanaraka ny amin' izany ny mpikaroka. Amin' ny teny hebreo dia atao hoe בייתוסים / baitôsîm izy ireo.

Jereo koa hanova

Antoko sy firehana matanjaka tao amin' ny jodaisma hanova

Antoko sy firehana hafa tao amin' ny jodaisma hanova