Aristôbolo II

(tonga teto avy amin'ny Aristobolo II)

I Aristôbolo II dia mpanjakan' i Jodea (na Jodia) tao amin' ny fianakaviana hasmôneana, zanaka lahin' i Aleksandro Janeo sy Salôme Aleksandra. Nanongana ny rahalahiny Joany Hirkano II izy ary lasa mpanjakan' i Jodea tamin' ny taona 70 tal. J.K. ka i Hirkano II nataony mpisoronabe.

Jereo koa hanova